Tigrinia (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Fampakaram-bady any Eritrea, Afrika, tamin' ny taona 2005

Ny Tigrinia na Tigrina na Tigriny na Kebesa (amin' ny teny tigrinia : ትግርኛ na ብሄረ ትግርኛ / təgrəñña) dia vondrom-poko ao Eritrea. Io no vondrom-poko lehibe indrindra ao Eritrea, ahitana ny 50% eo ho eo amin' ny mponina. Misy ihany koa vondrom-piarahamonina tigrinia manan-danja any ivelan' ilay firenena. Tahaka ny Tigreana any Etiôpia izay tena akaiky azy dia miteny tigrinia izy ireo,

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]