Thomas White (jiolahin-tsambo)
Apparence
I Thomas White dia jiolahin-tsambo anglisy teraka tao Plymouth, nanao ny asany tany Karaiba sy taty amin' ny Ranomasimbe Indiana tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-18. Maty teto Madagasikara izy tamin' ny volana Marsa 1708. Fotoana fohy monja dia kapitenin-tsambo irery izy, saingy niasa teo ambany fitarihan' ny kapiteny malaza kokoa toa an' i George Booth, John Bowen, Thomas Howard, John Halsey, ary Nathaniel North.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Boky fanovozan-kevitra
[hanova | hanova ny fango]- "WHITE, Captain Thomas", in Philip Gosse, The Pirates' Who's Who by Philip Gosse, New York, Burt Franklin, 1924 [Arsiva], p. 318.
- Pirates of the Eastern Seas by Charles Grey, ahitana fitantarana lava momba ny fiainan' i White
- The Pirates Own Book by Charles Ellms, ahitana fitantarana ny zava-dehibe teo amin' ny fiainan' i White.