Aller au contenu

Tendro kambana

Avy amin'i Wikipedia

Ny tendro kambana ‹ ◌̈ › dia mari-tsoratra ao amin'ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika teboka milahatra marindrano izay apetraka eo ambonin'ny litera tiana hasiana azy.

Ohatra:

ä, ë, ö, ü, ÿ

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]