Tarika mpampiankin-teny

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny tarika mpampiankin-teny dia tarika foronin'ny mpampiankin-teny sy ny teny na tarika mameno azy. Ireo teny mameno ny mpampiankin-teny ireo dia mety ho famenon'ny mpampiakin-teny na teny amin'ny sokajy hafa. Ny tarika mpampiankin-teny dia mety ho famenon'ny anarana, na famenon'ny matoanteny, na famenon'ny fehezanteny, na hafa. Ny tarika foronin'ny mpampiakin-teny sy ny teny na andian-teny mameno azy no anatao hoe "tarika mpampiankin-teny".

Ohatra:

  • Je pars à trois heures.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]