Taonarivo
Fiseho
Ny taonarivo dia tsingerim-potoana na halavam-potoana ahitana arivo taona na taonjato folo mifanesy. Ny taona 2023 sy ny taonjato faha-21 dia ao amin' ny taonarivo faha-3 izay manomboka amin' ny taona 2001 ka miafara amin' ny taona 3000.
| Tanjato ao amin' ny taonarivo fahatelo | |
| Taona | Taojato |
| 2001-2100 | Taojato voalohany |
| 2101-2200 | Taojato faharoa |
| 2201-2300 | Taojato fahatelo |
| 2301-2400 | Taojato fahefatra |
| 2401-2500 | Taojato fahadimy |
| 2501-2600 | Taojato fahenina |
| 2601-2700 | Taojato fahafito |
| 2701-2800 | Taojato fahavalo |
| 2801-2900 | Taojato fahasivy |
| 2901-3000 | Taojato fahafolo |