Aller au contenu

Sylvestre Mahavitara

Avy amin'i Wikipedia

Sylvestre Mahavitara, dia mpanao politika sady solombavambahoaka eto  Madagasikara , solombavambahoakan’i Vangaindrano izy.

Fisamborana

[hanova | hanova ny fango]

Nosamborina izy fotoana fohy taorian’ny nanambarany ny firotsahany hofidiana. Mampiahiahy ny vahoaka ny antony ara-politika efa noeritreretina mialoha izay azo lazaina fa ny habibian’ny mpanao didy jadona Andry Rajoelina.

Fe-potoana iasany

[hanova | hanova ny fango]