Aller au contenu

Sophie Ratsiraka

Avy amin'i Wikipedia

Sophie Soamiadana Ratsiraka, dia mpanao politika sady solombavambahoaka eto  Madagasikara .

Mombamomba azy

[hanova | hanova ny fango]

Sophie Ratsiraka dia zanaky ny filoham-pirenena malagasy teo aloha Didier Ratsiraka sy Céline Marthe Velonjara .Manana rahavavy roa izy dia i Olga Ratsiraka sy Annick Zoary Ratsiraka, ary iray ny anadahiny dia i Xavier Ratsiraka.[1]

Fe-potoana iasany

[hanova | hanova ny fango]