Aller au contenu

Sakadia

Avy amin'i Wikipedia
Sakadia eorôpeana
Sakadia afrikanina

Ny sakadia dia biby mampinono mitovitovy amin' ny saka, misy karazana roa: ny sakadia eorôpeana (Felis silvestris) sy ny sakadia afrikanina (F. lybica). Ny sakadia eorôpeana dia mipetraka any amin' ny ala any Eorôpa sy any Anatôlia ary any Kaokazy, raha ny afrikana kosa dia mipetraka any amin' ny faritra somary maina sy lemaka aty Afrika.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]