Hankany amin'ny vontoatiny

Roa

Avy amin'i Wikipedia

Ny roa dia isa nanahary manaraka ny iray sy eo alohan' ny telo. Soratana amin' ny tarehimarika arabo 2 izy io. Ny "2" dia sady isa no tarehimarika. Nifanarahana fa io no isa tsy azo tsinjaraina kely indrindra sady ankasa. Fototry ny fifanoheran-droa (doalisma) io isa io ka manana heviny ara-pivavahana sy ara-panahy amin' ny kolontsaina maro.

Kolontsaina

[hanova | hanova ny fango]

Ohabolana

[hanova | hanova ny fango]
  • Lahy antitra mampirafy: homan-droa trano vao ranga sofina.
  • Tonga amin' ny tsy afa-droa aman-telo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]