Aller au contenu

Pepa

Avy amin'i Wikipedia
Ohatra samihafa amin' ny pepan' ny voamaina (Fabaceae)
Pepan' ny tsaramaso

Ny pepa dia fitambaran' ny voa tokana na maromaro sy ny fonony lavalava manarona azy ireo miaraka, izay mampiavaka ny zavamaniry ahazoana voamaina, ao amin' ny fianakaviana Fabaceae. Tokana ny voa ao amin' ny pepan' ny tsiasisa fa maro kosa ny an' ny tsaramaso.

Pepan' ny tsiasisa