Pelé
Fiseho
| Pelé | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Pelé | ||
| Teraka | 23 Oktobra 1940 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Pelé (Edson Arantes do Nascimento) dia mpilalao baolina kitra, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Brazila teraka ny 23 Oktobra 1940 tao Três Corações, † 29 Desambra 2022 any São Paulo.
Pelé no hany mpilalao baolina kitra nahazo ny amboara eran-tany telo (1958, 1962, 1970) ary heverina ho iray amin'ireo mpilalao tsara indrindra hatramin'izay.
Izy koa dia minisitry ny Fanatanjahantena ho an'i Brezila.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny zanany dia Edson Cholbi Nascimento.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Pelé |