Oubangui
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Oubangui na Ubangi dia renirano ao Afrika, izay sakelidrano lehiben' i ony Congo ao Afrika Afovoany. Mikoriana miankandrefana izy, lasa sisin-tany manasaraka ny Repoblikan' i Afrika Afovoany amn' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô.