Oniversiten' Antsiranana

Avy amin'i Wikipedia
Oniversiten'Antsiranana
Niorina 1976


Firenena  Madagasikara


Filoha Cécile Marie Ange Manorohanta





Ny Oniversiten'Antsiranana dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony,miorina ao Antsiranana renivohitra faritra Diana any amin'ny tapany Avaratra Madagascar no misy azy.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Naorina tamin'ny taona 1976, tao Diego Suarez tamin'izany fotoana izany dia mbola ivom-paritra oniversite Antsiranana na (CUR) no niantsoina azy. Tety aminy voalohany taona 1988, lasa oniversite Antsiranana izy io, fa tamin'ny taona 1992 no nahazo fahaleovantenany izy ary nantsoina hoe Oniversite Avaratra Madagascar[1] ary i José Rakotomavo no nitondra azy.

Ireo nitantana oniversite[hanova | hanova ny fango]

Tale[hanova | hanova ny fango]

  • 1982 - 1985 : José Rakotomavo
  • 1985 - 1987 : Florent Marie Michel Henri
  • 1988 - 1994 : Befeno
  • 1995 - 1997 : Mze Said
  • 1998 - 2001 : Georges Remi
  • 2001 - 2006 : Cécile Marie Ange Manorohanta

Filoha[hanova | hanova ny fango]

  • 2006 - 2009 : Cécile Marie Ange Manorohanta
  • 2010 - 2013 : Charles Bernard Andrianirina
  • Depuis 2013 : Cécile Marie Ange Manorohanta

Sampam-piofanana[hanova | hanova ny fango]

Fikarohana sy fiofanana[hanova | hanova ny fango]

Ireo fiofanana efa manaraka ny lamina iraisam-pirenena na ny (LMD)[2].

  • Sciences et technologies
  • Sciences de l'ingénieur
  • Arts, lettres et sciences humaines

Sekoly tsy miankina[hanova | hanova ny fango]

  • École supérieure polytechnique (ESP)
  • École normale supérieure pour l'enseignement technique (ENSET)
  • École doctorale thématique énergie nouvelle/renouvelable et environnement (EDT ENRE)
  • Institut supérieur en administration d'entreprise (ISAE)
  • Institut universitaire en science environnementale (IUSE)
  • Centre Universitaire Régional de la Sava (CURSA)

Sekoly miankina[hanova | hanova ny fango]

  • Faculté des lettres et sciences humaines
  • Faculté des sciences
  • Faculté des droits, de sciences politiques, de sciences économiques et de gestion

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. http://www.refer.mg/edu/minesup/antsiran/antsiran.htm
  2. Liste des institutions supérieures ont les formations ont été habilitées par le MeSupres sur Portail LMD du MeSupres. Novangiana tamin'ny 30 octobre 2014 Archived Oktobra 30, 2014 at the Wayback Machine "kopian'ny arisiva" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2014-10-30. Retrieved 2015-07-29. "kopian'ny arisiva" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2014-10-30. Retrieved 2015-07-29."kopian'ny arisiva" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2014-10-30. Retrieved 2015-07-29."kopian'ny arisiva" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2014-10-30. Retrieved 2015-07-29.