Ohabolana

Avy amin'i Wikipedia

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana ny teny hoe ohabolana, ka midika fa teny no nahazoana io teny io. Azo ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro ny ohabolana, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo malagasy dia haoren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovantsofina toy ny angano ny ohabolana. Eto amin'ity rakipahalalàna ity, dia napetraka ao anaty fizarana iray amin'ny pejy iray ny ohabolana fantatra mahakasika iny pejy iny.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

http://ohabolana.serasera.org Archived Mey 4, 2006 at the Wayback Machine

http://www.thierotsy.fr.gd