Hankany amin'ny vontoatiny

Mykolaiv

Avy amin'i Wikipedia

46°58′N 32°00′E / 46.967°N 32.000°E / 46.967; 32.000

Mykolaiv
Velarantany260 km2
Haavo
Isan'ny mponina470,011
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
FaritraMykolaiv
Tanàna mifanolo-bodirindrinaMykolaiv
Mykolaiv

Mykolaiv (okrainiana: Миколаїв ) dia tanàna any atsimon'i  Okraina . foibem-pitantanan'ny Faritr'i Mykolaiv (faritany). Ny tanànan'i Mykolaiv, izay manome an'i Okraina ny fidirana amin'ny Ranomasina Mainty, no toerana misy ny tetezana miampita indrindra amin'ny renirano Bug Atsimo. Ity tanàna ity dia iray amin'ireo foibe fanamboaran-tsambo lehibe ao amin'ny Ranomasina Mainty.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia