Mpikambana:DotMG/Gentoo Test

Avy amin'i Wikipedia
Sary:Gentoo logo.jpg
Logo de Gentoo Linux

Lasitra Lohamilina (adikao avy amin'ny Systèmesd'Exploitation na Infobox_OS)

Gentoo dia distribution distribution Linux Linux antsoina hoe source source. Ny fomba namoronana azy dia nikendry ny hahatonga azy ho modulaire modulaire, portable {{{fr}}} ary mampiasa ny fitaovana arak'izay farany azo itrandrahana azy. Ny rindrankajy rehetra araka izany dia amboarina avy amin'ny renifango avokoa. Na izany aza anefa dia misy maromaro ihany ny rindrankajy efa tonga dia azo ampiasaina, izany hoe efa vita mialoha ny compilation[ Wikibolana? ] arakaraky ny karazan'ny solosaina ametrahana azy. Ny système[ Wikibolana? ] portage Portage_(Gentoo) izay an'i Gentoo manokana no ahafahana manao an'izany.

Ny mampiavaka an'i Gentoo dia ny fanaovana compilation compilation ireo renifango rehetra toy ny teknika antsoina hoe Linux From Scratch.

Ireo fitaovana fitantanana paquets[ Wikibolana? ] dia maka tahaka ny ports[ Wikibolana? ] amin'ny BSD. Ahazoana système[ Wikibolana? ] optimisé optimisation tokoa izany ary miavaka ho an'ilay solosaina iray manokana, saingy mila fotoana elaela kosa ny compilation[ Wikibolana? ] an'ireo rindrankajy rehetra ilaina.

Io fomba iray io dia ahafahana mitrandraka faran'izay mety indrindra ny solosaina. Ny renifango ampiasaina mantsy dia miezaka mampiasa ny optimisation optimisation afaka omen'ny processeur processeur. Ny ankamaroan'ireo distribution distribution Linux hafa tokoa mantsy dia natao ho afaka hiasa amin'ny solosaina i586 (Pentium 1) ary tsy mampiasa mihitsy an'ireo optimisations[ Wikibolana? ] omen'ireo processeur[ Wikibolana? ] vaovao kokoa mba hahatonga azy ho afaka ampiasaina amina solosaina maromaro kokoa. Ny lafy ratsy aterak'izay dia tsy afaka mampiasa ireo optimisations[ Wikibolana? ] nataon'ny mpamboatra solosaina ireo processeurs[ Wikibolana? ] vaovao.

Fanampin'izay koa dia mora kokoa ny fitantanana ny fifampiankinan'ireo rindrankajy, na dia amin'ny fanavaozana goavana ny système[ Wikibolana? ] aza. Isaky ny fametrahana {{{fr}}} rindrankajy vaovao tokoa, dia mipetraka ho azy daholo koa ireo antontan-drindrankajy {{{fr}}} miankina aminy, ary averina compiléna compilation koa ny rindrankajy rehetra mampiasa ireo antontan-drindrankajy {{{fr}}} ireo. Ny vokatr'izay dia ahazoana système[ Wikibolana? ] iray mahomby, cohérent[ Wikibolana? ] ary stable[ Wikibolana? ].

Tantara[hanova | hanova ny fango]

I Daniel Robbins no namorona ny Gentoo, ary Enoch Linux no anarana nomeny azy tamin'ny voalohany. Ny tanjony dia ny hamoronana distribution[ Wikibolana? ] aorina manontolo avy amin'ny alàlan'ny renifango sady mifanaraka tanteraka amin'ny endriky ny hardware, ahitana ny rindran'asa tena ilaina ihany ary mampihena ny asan'ny mpikolokolo azy amin'ny alàlan'ny fampiasana scripts[ Wikibolana? ].[1] Fantatra aloha fa ny tao 0.75, nivoaka ny volana desambra 1999 dia isan'ny tao nitondra ny anarana hoe Enoch.[2]

Ny olana teo amin'ny compilation[ Wikibolana? ] dia nampiharihary tsy fetezana vitsivitsy teo amin'ny gcc izay nampiasaina tamin'izany. Nahita sampany hafa avy tamin'ny gcc anefa i Daniel Robbins sy ireo namany hafa ampy traikefa nanampy azy tamin'izany, izay nahitana hafainganana 10% hatramin'ny 200% mihoatra ny gcc ofisialy. Teo dia nalaza noho ny hafainganany i Enoch, ary niseho ny hevitra hanovana ny anarany hoe Gentoo Linux.[3] Taty aoriana (tao 2.95 -n'ny gcc) dia tafiditra ho anisan'ny gcc ofisialy koa ireo fanovana nampiasain'i Gentoo, ary niaraka nahazo hafainganana avokoa ireo distribution[ Wikibolana? ] Linux hafa rehetra.

Nisy bogue[ Wikibolana? ] indray i Gentoo Linux ary voatery naaton'i Daniel Robbins nandritra ny volana vitsivitsy ny famolavolana azy fa nampiasa FreeBSD indray aloha izy. Avy eo dia naka zavatra vitsivitsy avy amin'i FreeBSD izy hanatsarany ny autobuild system[ Wikibolana? ] izay nanjary ilay antsoina ankehitriny hoe Portage.[4]

Ny 31 martsa 2002 no nivoaka ny Gentoo Linux 1.0.[5]

Naniry ny hahatonga ny Gentoo Linux mba ho tetikasa ahitam-bokatsoa ara-bola i Daniel Robbins, saingy sarotra taminy ny nahita fomba hanatanterahana izay faniriany izay. Nanangana ny fikambanana tsy itadiavam-bola Gentoo Foundation izy tamin'ny taona 2004 ary nafindrany hotantan'io fikambanana io avokoa ny copyrights[ Wikibolana? ] sy trademarks[ Wikibolana? ] momba an'i Gentoo Linux. Avy eo izy dia niasa tamin'ny Linux Lab an'i MicroSoft nandritra ny efa ho roa taona.[6][7] Tsy niverina ho mpamolavola an'i Gentoo intsony izy hatrizay.

Ny filankevipitantanana an'i Gentoo ankehitriny, ahitana mpikambana 13 dia nofidiana tamin'ny 25 mey 2005. Misy mpikambana 7 hafa atao hoe mpanolotsaina ihany koa manampy an'ireo; izay manapa-kevitra ny làlana hitondrana an'i Gentoo sy ny fitsipika. Ireo mpanolo-tsaina miasa ankehitriny ireo dia nofidian'ny mpamolavola ny Gentoo miisa 148 tamin'ny 31 aogositra 2005.

Portabilité Portabilité[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny voalohany dia ny architecture[ Wikibolana? ] x86 no nokendrena hampiasana an'i Gentoo. Noho ny portabilité[ Wikibolana? ]-ny ngeza dia ngeza, noho izy Linux sy ny fampiasana GCC, Glibc ary portage, anefa dia mora ny nampiasa azy tamin'ny architecture[ Wikibolana? ] hafa. Ankehitriny dia mety ampiasana Gentoo daholo ireto architecture[ Wikibolana? ] ireto : x86, PowerPC, PowerPC 970, SPARC, SPARC64, AMD64, IA-64, MIPS, DEC Alpha, HP/PA, ARM, ary zSeries/s390. Izy koa no distribution Linux distribution voalohany nanandrana nanome système[ Wikibolana? ] Linux 64 bits (espace utilisateur sy noyau)[ Wikibolana? ] tamin'ny architecture[ Wikibolana? ] PowerPC 970. Portable portabilité amin'ny Xbox ihany koa izy, toy ny ankamaroan'ny distribution Linux distribution.

Ny niandohan'ny anarana hoe « Gentoo-Linux »[hanova | hanova ny fango]

Ny sary famantarana ny Linux, nofinidin'ilay finlandey Linus Torvalds mpamorona azy moa dia manchot[ Wikibolana? ] voky trondro sy miramirana. Ary ny Gentoo dia tsy inona fa karazana iray amin'ireo manchots[ Wikibolana? ] misy. Ny marimarina kokoa dia voakilasy ho isan'ny manchots[ Wikibolana? ] ny Gentoo (Manchot papou, Pygoscelis papua) fa tsy amin'ny pingouins[ Wikibolana? ]. Tsy kisendrasendra koa anefa io safidy ny anarana hoe Gentoo io, satria fantatra fa ny Gentoo no haingam-pilomano indrindra amin'ireo karazam-biby ireo (35 km/h).

Overlay[hanova | hanova ny fango]

Ny overlay[ Wikibolana? ] dia fitambarana rindrankajy natokana hanatanterahana asa anankiray, miampy ireo kirakira sy fitaovana ilaina hanakambanana azy ao anatin'ny . Mora kokoa mantsy amin'izay ny fametrahana an'ireo rindrankajy ireo sy ny hampitomboana ny isan'ny asa ho vitan'ny système[ Wikibolana? ] Gentoo.

Ny overlay[ Wikibolana? ] sasany dia mampiasa ny rindran'asa layman[ Wikibolana? ] hampivondronana azy sy mba hanamora ny fametrahana sy fitantanana azy.


Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Endrika:Distributions Linux

Endrika:Multi bandeau