Mpikambana:DotMG
Fiseho
| Torohaim-pikambana Babel | ||||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| ||||||
| Tadiavo ny fitenin'ny ny mpikambana |
Mpikambana ato amin' ny WikiPedia Malagasy i DotMG. Mpino Kristiana ary mandala ny mahamalagasy. Miondana informatika ihany koa.
Efa azo ampiasaina ilay Malagasy Online Spell Checker ( http://dotmg.net/spell/check )
Tranonkala: http://dotmg.net Tetikasa hafa: WikkaWiki
Tsy mifoka sigara Tsy mpifoka sigara aho, ary tsy tiako rehefa misy mifoka sigara eo akaikiko.
|