Mogaly (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Sary avy amin' ny 'The People of India', navoakan' i WH Allen nanomboka tamin' ny taona 1868 ka hatramin' ny fiandohan' ny taompolo 1870, ho an' ny India Office

Ny Mogaly na Môgoly dia fokom-pianakaviana maro mifandray ara-kolontsaina Indô-Torkika any India Avaratra sy Pakistàna ary any Bangladesy ankehitriny. Voalaza fa avy amin' ny fokom-pirenena môngôlika sy torkika ary Persiana any Azia Afovoany nonina tany India Mogaly izy ireo. Ny teny hoe Mogaly na Môgoly dia midika ara-bakiteny hoe Môngôly.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]