Marco Misciagna

Avy amin'i Wikipedia
Marco Misciagna
Ankapobeny
Anarana Marco Misciagna
Teraka 5 Febroary 1984
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Italia
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Marco Misciagna dia mpitendry lokanga italiana, teraka ny 5 Febroary 1984 tao Bari.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Mpampianatra ambony ao amin'ny S.Rachmaninov State Conservatory ao Tambov, ny Far Eastern State Academy of Art ao Vladivostok (Rosia), ny Institut Supérieur de Musique de Sousse (University of Sousse,Tonizia), Conservatory Estaban Salas ao Santiago de Cuba (Kioba), ny Pettman National Junior Academy of Music (Auckland,Novely Zelandy), Komitas State Conservatory of Yerevan (Armenia). Tamin'ny taona 2018, notoloran'ny Praiminisitra lefitra ao Okraina ny medaly volamena ho an'ny fankalazana ny faha-150 taonan'ny Kyiv Opera House.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]