Marc-André ter Stegen
Fiseho
| Marc-André ter Stegen | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Marc-André ter Stegen | ||
| Teraka | 30 Aprily 1992 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Marc-André ter Stegen' dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i
Alemaina teraka ny 30 Aprily 1992 tao Mönchengladbach.
Nanao fifanarahana tamin’ny FC Barcelone izy nanomboka ny taona 2014 ary lasa kapitenin’ny ekipany tamin’ny 2024. Nilalao tao amin’ny ekipam-pirenena alemà ihany koa izy nanomboka ny taona 2012.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Marc-André ter Stegen |