Elizabeta (renin' i Joany): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5: Andalana faha-5:

Rehefa novangian'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]], izay bevohoka an'i [[Jesoa]] koa, i Elizabeta (Lio. 1.39-56) dia niarahaba azy i Elizabeta ("Arahaba ry Maria ...") ary nanao hira fiderana an'Andriamanitra i Maria kanivavaka. Milaza ny Evanjely fa tsy mpisorona fotsiny ihany i Zakaria, fa i Elizabeta koa dia mbola taranak'i [[Arona|Aarona]] (Lio. 1.5). Araka izany dia tokony ho taranak'i Aarona koa i Maria. Nanjary moana i Zakaria taorian'ny fanambaràn'ny anjely ka i Elizabeta no nilaza ny anaran'i Joany (Lio. 1.60-64).

== Jereo koa ==

* [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]
* [[Josefa (vadin'i Maria)|Josefa]]
* [[Noely]]
* [[Tempolin'i Jerosalema]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Desambra 2020 à 10:27

Famangian'i Maria an'i Elizabeta

I Elizabeta dia renin'i Joany mpanao batisa sady vadin'i Zakaria. I Elizabeta dia resahina ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Evanjelin'i Lioka ao amin'ny toko voalohany. Vehivavy efa be taona izy, zanaky ny mpiray tampo izy sy i Maria, vadin'i Zakaria. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אֱלִישֶׁבַע / ʾĔlîšéḇaʿ na אֱלִישָׁבַע / ʾĔlîšāḇaʿ izay midika hoe "Nianiana ny Andriamanitro". Vakina hoe Elišévaʿ na Elišávaʿ io anarana io amin'ny teny hebreo ankehitriny. Amin'ny teny grika dia atao hoe Ἐλισάβετ / Elisabet izany. Amin'ny teny arabo dia atao hoe أليصابات / Alyassabat i Elizabeta.

Nanambara tamin'i Zakaria ny hiterahany zazalahy ny anjaly Gabriela/Gabriely, izany zaza izany no ho tonga mpaminany aty aoriana, dia i Joany Batista (na Jaona mpanao batisa).

Rehefa novangian'i Maria, izay bevohoka an'i Jesoa koa, i Elizabeta (Lio. 1.39-56) dia niarahaba azy i Elizabeta ("Arahaba ry Maria ...") ary nanao hira fiderana an'Andriamanitra i Maria kanivavaka. Milaza ny Evanjely fa tsy mpisorona fotsiny ihany i Zakaria, fa i Elizabeta koa dia mbola taranak'i Aarona (Lio. 1.5). Araka izany dia tokony ho taranak'i Aarona koa i Maria. Nanjary moana i Zakaria taorian'ny fanambaràn'ny anjely ka i Elizabeta no nilaza ny anaran'i Joany (Lio. 1.60-64).

Jereo koa