Ranomasina Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing BalticSea_March2000_NASA-S2000084115409_md.jpg with File:BalticSea_March2000_NASA-S2000084115409.png (by CommonsDelinker because: Duplicate: Exact or scaled-down duplicate: [[:c::File:BalticSe
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:BalticSea March2000 NASA-S2000084115409 md.jpg|170px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)]]
[[Sary:BalticSea March2000 NASA-S2000084115409.png|170px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)]]


Ny '''ranomasina Baltika''' dia [[ranomasina]] iray eo amin'ny faritra Avaratr'i [[Eoropa]]. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i [[Alemaina]], [[Danmarka]], [[Rosia]], [[Soeda]], [[Finlandy]], [[Litoania]], [[Estonia]], [[Letônia]] ary [[Polonia]]. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.
Ny '''ranomasina Baltika''' dia [[ranomasina]] iray eo amin'ny faritra Avaratr'i [[Eoropa]]. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i [[Alemaina]], [[Danmarka]], [[Rosia]], [[Soeda]], [[Finlandy]], [[Litoania]], [[Estonia]], [[Letônia]] ary [[Polonia]]. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2018 à 18:58

Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)

Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina, Danmarka, Rosia, Soeda, Finlandy, Litoania, Estonia, Letônia ary Polonia. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.

Fihaviana

Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i Eoropa Avaratra tamin'ny Taona Mangatsiaka farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny Taona Mangatsiaka.

Jeografia

Ranomasina Baltika ao Eoropa

Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy proglaciaire tamin'ny andro taloha. Nivadika Ranomasina ny Ranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fitatry ny tany manodidona (antsoina hoe izôstazia, izany hoe mitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony).

Velarantany

Ny velarantan'ny ranomasina Baltika dia dimy alina sy efatra hetsy kilometatra toradroa raha isaina ny Kattegat.

Hasira

Ny hasiran'ny ranomasina Baltika dia folo grama isaky ny litatra. Izany hoe ampahan-telon'ny hasira salasalan'ny ranomasimbe eto Tany.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.