Fiteny rosiana: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-92: | Andalana faha-92: | ||
[[Sokajy:Fiteny]] |
[[Sokajy:Fiteny]] |
||
[[Sokajy:Fiteny indô-eoropeanina]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 30 Novambra 2013 à 22:44
rosy / rosiana русский язык | |
Isan'ny mpiteny | 144 tapitrisa (L1) 258 tapitrisa (L1+L2) |
Faritany | Rosia ary firenena manodidina |
Sata | teny ofisialin'i Rosia, Kazakstana, Belarosia ary Firenena Mitambatra |
Ny fiteny rosy (na teny rosiana) dia fiteny silava tenenina eny amin'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha. Ny fiteny rosy dia manana sata ofisialy any Rosia, Kazakstana, Kirgiszistana, Belarosia. Na dia tsy manana sata ofisialy aza izy, ampiasain'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha ho fiteny ifandraisana amin'ny vahiny ny fiteny rosy. Araka izany dia isaina eo amin'ny zato tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny erak'izao tontolo izao. Raha atambatra amin'ny isan'ny olona lehibe tamin'ny fiteny rosy izany dia eo amin'ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny olona miteny rosy. Noho ny hatanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sovietika taloha dia anisan'ny teny ofisiain'ny Firenena Mitambatra ny fiteny rosy miaraka amin'ny teny arabo, anglisy, espaniola, frantsay ary sinoa.
Fanononana ary soratra
Zava-dehibe amin'ny fiteny rosy ny tsindrom-peo, izay miovaova araky ny teny. Miova arak'izany ny fanononana ireo zanapeo : afohezina ny zanapeo tsy manana tsindrim-peo.
Soratana amin'ny alalan'ny abidy sirilika manana litera 33 ny fiteny rosy. Misy fomba roa fanononana ny renifeo: mateza ary malemy.
Renisoratra | Zanatsoratra | Anarana | Fanononana (AAI) |
---|---|---|---|
А | а | a | a |
Б | б | be | b ~ Endrika:MSAPI |
В | в | ve | v ~ Endrika:MSAPI |
Г | г | ge | g ~ Endrika:MSAPI |
Д | д | de | d ~ Endrika:MSAPI |
Е | е | je | Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI |
Ё | ё | jo | Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI |
Ж | ж | že | ʒ |
З | з | ze | z ~ Endrika:MSAPI |
И | и | i | i |
Й | й | i fohy и краткое |
j |
К | к | ka | k ~ Endrika:MSAPI |
Л | л | el | ɫ ~ Endrika:MSAPI |
М | м | em | m ~ Endrika:MSAPI |
Н | н | en | n ~ Endrika:MSAPI |
О | о | o | o |
П | п | pe | p ~ Endrika:MSAPI |
Р | р | er | r ~ Endrika:MSAPI |
С | с | es | s ~ Endrika:MSAPI |
Т | т | te | t ~ Endrika:MSAPI |
У | у | u | u |
Ф | ф | ef | f ~ Endrika:MSAPI |
Х | х | ha | x ~ Endrika:MSAPI |
Ц | ц | ce | t͡s |
Ч | ч | če | Endrika:MSAPI |
Ш | ш | ša | ʃ |
Щ | щ | šča | Endrika:MSAPI |
Ъ | ъ | mafy tvjordyj znak (твёрдый знак) |
-- |
Ы | ы | ɨ | |
Ь | ь | malemy mjagkij znak (мягкий знак) |
-- |
Э | э | e mivadika e oborotnoje (э оборотное) |
ɛ |
Ю | ю | ju | Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI |
Я | я | ja | Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI |
|