Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: ta:அத்திலாந்திக்குப் பெருங்கடல் |
k Fanatsarana ny tsipelina sy ny fitsipi-panoratana |
||
Andalana faha-2: | Andalana faha-2: | ||
[[Sary:View from Low Beach, Nantucket MA.jpg|thumb|240px]] |
[[Sary:View from Low Beach, Nantucket MA.jpg|thumb|240px]] |
||
Ny [[ |
Ny [[Ranomasimbe Atlantika]] dia anisan'ny [[ranomasimbe]] dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan'ny [[Kontintanta eoro-afrikana]] sy ny [[Kontinanta Amerikana]] 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan'ny fihazana eoropeana nandritry ny taonjato maro . Amin'izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe. |
||
{{ranomasimbe}} |
{{ranomasimbe}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Mey 2012 à 20:23
Ny Ranomasimbe Atlantika dia anisan'ny ranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan'ny Kontintanta eoro-afrikana sy ny Kontinanta Amerikana 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan'ny fihazana eoropeana nandritry ny taonjato maro . Amin'izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.
Ny ranomasimbe | ||||
Arktika |
Atlantika |
Antarktika |
Indianina |
Pasifika |