Faritra Alaotra-Mangoro: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
||
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia faritra malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinakaratra any antsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia |
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia faritra malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinakaratra any antsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 {{km2}}. |
||
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina. |
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina. |
Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Septambra 2009 à 13:43
Ny Faritra Alaotra-Mangoro dia faritra malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinakaratra any antsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 km2.
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra Alaotra-Mangoro, ary 79 no isan'ny kaominina.