Hankany amin'ny vontoatiny

Malcolm Fraser

Avy amin'i Wikipedia
Malcolm Fraser
Ankapobeny
AnaranaMalcolm Fraser
Teraka21 Mey 1930
Toerana-
Maty20 martsa 2015
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Aostralia
Asa :
Fiainana manokana

John Malcolm Fraser (teraka ny 21 Mey 1930), dia mpanao politika Aostraliana ao amin'ny Antoko Liberaly ao Aostralia ary praiminisitra faha-22 any Aostralia nanomboka tamin'ny 12 Novambra 1975 hatramin'ny 11 martsa 1983.