Gresy Lehibe
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Magna Graecia)

I Gresy Lehibe na Grisia Lehibe dia faritra nisy mponina miteny grika tao amin' ny tapany atsimo amin' i Italia, any amin' ny faritra Calabria, Apulia, Basilicata ary Campania ankehitriny. Ireo voanjo miteny grika ireo, izay nanomboka tonga tamin' ny taonjato faha-8 tal JK, dia nitondra ny sivilizasiôna grika, izay namela marika maharitra tao amin' ireo faritany ireo, toy ny tamin' ny kolontsain' i Rôma fahiny. Amin' ny teny grika taloha izy io dia atao hoe ἡ Mεγάλη Ἑλλάς / hê megálê Hellás, fa amin' ny teny latina kosa dia Magna Græcia)