Môskean' i Omar (Jerosalema)

Avy amin'i Wikipedia
Môskean' i Omar ao Jerosalema

Ny Môskean' i Omar dia môskea miorina mifanandrify mivantana amin' ny fidirana atsimo amin' ny Fasana Masina, ao amin' ny vakin-tanàna kristiana ao amin' ny tanànana tranain' i Jerosalema Taloha. Ny Trano Bory Tafon' ny Vatolampy koa dia antsoina hoe "Môskean' i Omar" indraindray.