Môngôlôida

Avy amin'i Wikipedia
I Yang Liwei (Sinoa hana)

Ny Môngôlôida dia ireo vahoaka izay manana toetra ara-batana sy ara-bokon-koditra sahala amin' ny Sinoa na ny Japôney na ny Vietnamiana ny Indôneziana, ohatra, dia ireo hita indrindra any ao Azia Atsinanana sy Azia Atsimo-Atsinanana sy amin' ny faritra sasany any Azia Afovoany toy ny Môngoly Tavaratra, ny Sinoa, ny Indôsinoa, ny Japôney, ny Kôreana, ny Tibetàna, ary ny Birmàna, sy ny vahoaka toy ny Maley, ny Pôlineziana, ny Maôry, ny Mikrôneziana, ny Eskimô, ary ny Tompon-tanin' i Amerika (na Indianan' i Amerika). Ny olona avy amin' ny faritra hafa ao Azia toa an' i Atsinanana Afovoany sy ny Zana-kôntinenta Indiana dia tsy anisan' ny atao hoe Môngôlôida.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana ara-bolonkoditra ny olombelona