Lisitry ny filohan'i Roanda
Fiseho

Ireto ny filohan'i Roanda nifandimby:
- Dominique Mbonyumutwa
- Grégoire Kayibanda
- Juvénal Habyarimana
- Théodore Sindikubwabo
- Pasteur Bizimungu
- Paul Kagame
| Anarana | Fotoana niasana | Fanamarihana |
|---|---|---|
| Repoblika Roandey | ||
| Dominique Mbonyumutwa | 28 Janoary 1961
26 Ôktôbra 1961 |
|
| Repoblika voalohay | ||
| Grégoire Kayibanda | 26 Ôktôbra 1961
10 Marsa 1965 |
|
| 10 Marsa 1965
29 Septambra 1969 |
||
| 29 Septambra 1969
5 Jolay 1973 |
||
| Juvénal Habyarimana | 5 Jolay 1973
1 Aogositra 1973 |
Filohan'ny Komity momba ny fahalemana sy ny firaisam-pirenena |
| 1 Aogositra 1973
24 Desambra 1978 |
||
| Repoblika faharoa | ||
| Juvénal Habyarimana | 24 Desambra 1978
19 Desambra1983 |
|
| 19 Desambra 1983
19 Desambra 1988 |
||
| 19 Desambra 1988
6 Avrily 1994 |
Maty tamin'ny lozam-piaramanidina nisy nitifitra | |
| Théodore Sindikubwabo | 8 Avrily 1994
19 Jolay 1994 |
Mpisolo toerana vonjimaika |
| Pasteur Bizimungu | 19 Jolay 1994
23 Marsa 2000 |
|
| Paul Kagame | 24 Marsa 2000
17 Avrily 2000 |
Mpisolo toerana vonjimaika |
| 17 Avrily 2000
4 Jona 2003 |
||
| Repoblikan'i Roanda
Repoblika fahateo | ||
| Paul Kagame | 4 Jona 2003
6 Septambra 2003 |
|
| 6 Septambra 2003
6 Septambra 2010 |
||
| 6 Septambra 2010
19 Aogositra 2017 |
||
| 19 Aogositra 2017
(am-perinasa) |
||