Limpopo (renirano)
Fiseho
25°03′07″S 33°38′39″E / 25.051940°S 33.644170°E


Ny Reniranon'i Limpopo dia miakatra any Afrika Atsimo ary mikoriana miantsinanana amin'ny ankapobeny mamakivaky an'i Mozambika mankany amin'ny Ranomasimbe Indianina.
Eo akaikin'i Xai-Xai ny vavany.
Manodidina ny 1 750 km ny halavan’ilay renirano, ary 415 000 km2 ny dobo fanariana rano.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Limpopo River |