Lavaka mainty

Avy amin'i Wikipedia
Manova an'i Lavaka mainty
Sary namboarin'ny lavaka maintin-kintana folo kilometatra vitsivitsy miala ny afovoany. Ny sary miverimberina akaikin'ny faribolana mainty dia vokatry ny lojin-kerim-panintonana (gravitational lens) noho ny herim-panintonan'ny lavaka mainty rehefa manakaiky azy.

Amin'ny fizikan-kainkintana, ny lavaka mainty dia zavatra ara-kainkintana hakitroka avo ka mahatonga ny zavatra rehetra, hatramin'ny hazavana, ho gadra tsy afaka miala amin'ilay zavatra. Ny zavatra toa izany dia tsy tsy afaka mandefa na mitaratra hazavana, ka atao hoe mainty, izany hoe tsy hita maso.

Fiorenan'ny lavaka mainty[hanova | hanova ny fango]

Ny lavaka maintsy dia afaka miorina amin'ny alalan'ny fomba andro. Ny atao hoe lavaka maintin-kintana (stellar black holes) dia avy amin'ny lavaka mainty milanja 3,3 lanjamasoandro (fetran'i Oppenheimer), ny lavaka maintim-bondronkintana dia milanja tapitrisa maro hatramin'ny lavitrisa maro lanjamasoandro, izy ireo matetika dia hita eny amin'ny faritra afovoan'ny vondron-kintana. Ny fiavian'ny lavaka maintim-bondronkintana dia heverina fa tany am-piandohan'izao rehetra izao. Ny lavaka mainty mielanelan-danja dia manan-danja 100 hatramin'ny 10.000 lanjamasoandro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.