Konsily tao Konstantinopoly

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Konsily tao Konstantinopoly na Konsily tao Konstantinopla dia ireo konsily ekiomenika efatra natao tao amin' ny tananan' i Konstantinopoly (na Konstantinopla), ka ny voalohany dia natao tamin' ny taona 381, ny faharoa tamin' ny taona 553, ny fahatelo tamin'ny taona 680 sy 681, ary ny fahefatra tamn' ny taona 869 sy 870.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]