Kônsily tao Nikea

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Kôsily tao Nikea na Kônsily tao Nisea dia ireo kônsily ekiomenika roa natao tao Nikea (na Nisea) tamin' ny taona 325 sy 787. Ireo kônsily ireo no kônsily voalohany sy fahafito teo amin' ny tantaran' ny Fiangonana kristianana, raha tsy isaina ny Kônsily tao Jerosalema izay nataon' ireo Kristiana voalohany.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]