Kônsily tao Kônstantinôpôly

Avy amin'i Wikipedia

Ny Kônsily tao Kônstantinôpôly na Kônsily tao Kônstantinôpla dia ireo kônsily ekiomenika efatra natao tao amin' ny tananan' i Kônstantinôpôly (na Kônstantinôpla), ka ny voalohany dia natao tamin' ny taona 381, ny faharoa tamin' ny taona 553, ny fahatelo tamin' ny taona 680 sy 681, ary ny fahefatra tamn' ny taona 869 sy 870.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]