Klaodio II Gôtika
Fiseho
| Klaodio II Gôtika | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Klaodio II Gôtika | ||
| Teraka | 10 Mey 213 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 1 Jolay 270 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Roma Taloha | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Klaodio II na Klaodio II Gôtika dia mpanao pôlitika rômana teraka tamin' ny 10 Mey 213 ary maty ny tamin' ny 1 Jolay 270. Emperora rômana nanomboka tamin' ny Septambra 268 ka hatramin' ny nahafatesany tamin' ny taona 270 izy.
