Kisiy (vahoaka ao Kenia)

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy kisiy

Ny Kisiy na Gosiy dia vahoaka banto ao Afrika Atsinanana monina indrindra any amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Kenia, ao amin' ny Faritanin' i Nyanza. Misy vondrom-piarahamonina vitsivitsy koa mipetraka any Tanzania. Mety hantsoina hoe Abagosiy, Abakisiy, Ekegosiy, Ekogosiy, Giziy, Gosiy, Goziy, Kôsôva, Oakisiy koa izy ireo. Miteny kisiy (na gosiy), izay fiteny banto, izy ireo, ka tombanana ho 2 120 300 ny isan' ny mpiteny kisiy. Misy koa ny miteny anglisy sy koria (kuria) ary soahily.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]