Karpiana (vahoaka)
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/0f/Roman_province_of_Dacia_%28106_-_271_AD%29.svg/252px-Roman_province_of_Dacia_%28106_-_271_AD%29.svg.png)
Ny Karpiana na Karpa dia Dakiana na Geta tamin' ny Andro Taloha izay izay nipetraka tany amin' ny faritra atsinanana amin' i Romania ankehitriny, ao amin' ny faritra ara-tantaran' i Môldavia ankehitriny hatramin' ny manodidina ny taona 140 taor. J.K. ka hatramin’ ny manodidina ny taona 318 taor. J.K. fara-fahakeliny, sady nikambana tamin' ny singa seltika na jermanika toa ny Bastarna na ny Koady. Atao hoe Carpi izy ireo amin' ny teny latina.