Karpiana (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Sarintanin' i Dakia Rômana mampiseho ny tany nononenan' ny Karpiana tao amin' ny faritra eo anelanelan' ny renirano Siret sy Prut any Môldavia (atsinanan' i Romania)

Ny Karpiana na Karpa dia Dakiana na Geta tamin' ny Andro Taloha izay izay nipetraka tany amin' ny faritra atsinanana amin' i Romania ankehitriny, ao amin' ny faritra ara-tantaran' i Môldavia ankehitriny hatramin' ny manodidina ny taona 140 taor. J.K. ka hatramin’ ny manodidina ny taona 318 taor. J.K. fara-fahakeliny, sady nikambana tamin' ny singa seltika na jermanika toa ny Bastarna na ny Koady. Atao hoe Carpi izy ireo amin' ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]