Kanaana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kanana)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny teny hoe Kanaana na Kanana na Kanahana dia teny:

  • hita ao amin'ny Baiboly izay milaza an'i Kanaana zanak'i Hama sady zafikelin'i Noa (na Noe);
  • hita ao amin'ny Kor'any izay manondro an'i Kanaana zanak'i Noa maty tamin'ny safodrano;
  • iantsoana faritra iray, dia i Kanaana (na Kanana na Kanahana) izay fantatra amin'ny anarana hoe Tany Kanaana, ao amin'ny Baiboly, tany nampanantenain'Andriamanitra ny Zanak'i Israely ka novantaniny rehefa afaka tamin'ny fanandevozana azy izy avy any Egipta.