Aller au contenu

Kalanchoe

Avy amin'i Wikipedia
Kalanchoe beharensis (amin' ny teny malagasy; mongy, rongy, tavitavy)

Ny Kalanchoe dia vondron-karazan-javamaniry trôpikaly misy voniny, matevin-dravina, izay ahitana karazana miisa 125 hatramin' ny 155 eo ho eo ao amin' ny fianakaviana Crassulaceae, ka ny antsasany dia teratany eto Madagasikara fa ny sisa dia maniry ao Afrika Trôpikaly sy any Azia. Ny karazana ao amin' ny Kalanchoe dia anisan' ny zavamaniry voalohany nalefa eny amin' ny habakabaka, nalefa mba hamatsiana ny toby ana habakabaka sôvietika atao hoe Salyut 1 tamin' ny taona 1979.

Lisitra Kalanchoe voatsonga

[hanova | hanova ny fango]
Kalanchoe pinnata

Indreto misy karazana maromaro notsongaina:

  1. Kalanchoe adelae
  2. Kalanchoe arborescens
  3. Kalanchoe beauverdii
  4. Kalanchoe beharensis
  5. Kalanchoe bentii
  6. Kalanchoe blossfeldiana
  7. Kalanchoe bouvetii
  8. Kalanchoe bracteata
  9. Kalanchoe brasiliensis
  10. Kalanchoe ceratophylla
  11. Kalanchoe crenata
  12. Kalanchoe crundallii
  13. Kalanchoe daigremontiana
  14. Kalanchoe delagoensis
  15. Kalanchoe dineshii
  16. Kalanchoe dinklagei
  17. Kalanchoe eriophylla
  18. Kalanchoe fadeniorum
  19. Kalanchoe farinacea
  20. Kalanchoe fedtschenkoi
  21. Kalanchoe figuereidoi
  22. Kalanchoe flammea
  23. Kalanchoe gastonis-bonnieri
  24. Kalanchoe glaucescens
  25. Kalanchoe garambiensis
  26. Kalanchoe gracilipes
  27. Kalanchoe grandidieri
  28. Kalanchoe grandiflora
  29. Kalanchoe hildebrantii
  30. Kalanchoe humilis
  31. Kalanchoe jongmansii
  32. Kalanchoe kewensis
  33. Kalanchoe laciniata
  34. kalanchoe laetivirens
  35. Kalanchoe lateritia
  36. Kalanchoe laxiflora
  37. Kalanchoe linearifolia
  38. Kalanchoe longiflora
  39. Kalanchoe luciae
  40. Kalanchoe macrochlamys
  41. Kalanchoe manginii
  42. Kalanchoe marmorata
  43. Kalanchoe marnieriana
  44. Kalanchoe millotii
  45. Kalanchoe miniata
  46. Kalanchoe mortagei
  47. Kalanchoe nyikae
  48. Kalanchoe obtusa
  49. Kalanchoe orgyalis
  50. Kalanchoe petitiana
  51. Kalanchoe pinnata (Lam.) Pers.
  52. Kalanchoe porphyrocalyx
  53. Kalanchoe prasina
  54. Kalanchoe prolifera
  55. Kalanchoe pubescens
  56. Kalanchoe pumila
  57. Kalanchoe quartiniana
  58. Kalanchoe rhombopilosa
  59. Kalanchoe robusta
  60. Kalanchoe rolandi-bonapartei
  61. Kalanchoe rosei
  62. Kalanchoe rotundifolia
  63. Kalanchoe schizophylla
  64. Kalanchoe serrata
  65. Kalanchoe sexangularis
  66. Kalanchoe streptantha
  67. Kalanchoe suarezensis
  68. Kalanchoe synsepala
  69. Kalanchoe thyrsiflora
  70. Kalanchoe tomentosa
  71. Kalanchoe uniflora
  72. Kalanchoe producta
  73. Kalanchoe viguieri

Lisitry ny Kalanchoe safiotra

[hanova | hanova ny fango]

Misy karazana safiotra maromaro ao amin' ny Kalanchoe:

  1. K. houghtonii = K. daigremontiana × K. delagoensis
  2. K. lokarana
  3. K. poincarei
  4. K. rechingeri
  5. K. richaudii = K. delagoensis × K. rosei

Karazana Kalanchoe hita eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Karazana Kalanchoe vitsivitsy hita eto Madagasikara sady misy anarany amin' ny teny malagasy:

  1. Kalanchoe beharensis (mongy, rongy, tavitavy)
  2. Kalanchoe campanulata (kilenga, kitenga, kotrokotroka, sodifafandrano)
  3. Kalanchoe eriophylla (kimavo, kimavokarana, sofinapaha)
  4. Kalanchoe grandidieri (isaka, mongy, sofisofy)
  5. Kalanchoe hildebrandtii (tambora, tambora, tamboro, toaremy)
  6. Kalanchoe laxiflora (kilanganamboa, kilenganamboa, kotrokotrobato, kotrokotroka, papy)
  7. Kalanchoe miniata (kodokodobato, sofimbato)
  8. Kalanchoe orgyalis (hazombato, hazombatomadinika, kilengavazanosy, toarenihazo)
  9. Kalanchoe pinnata (falatanantsifaona, malainana, rendadiaka, sodifafana, tsilafafa)
  10. Kalanchoe porphyrocalyx (velonahantona)
  11. Kalanchoe prolifera (sodifafana)
  12. Kalanchoe pubescens (sofimbatonalika)
  13. Kalanchoe schizophylla (kilenganamboa, kilinganamboa, tongotramboabe)
  14. Kalanchoe sp. (tsikotroka, tsikotrokotroka)
  15. Kalanchoe streptantha (sofingoaika)
  16. Kalanchoe synsepala (kilingambato)
  17. Kalanchoe tomentosa (falatanantsifaona)
  18. Kalanchoe tubiflora (tombokakanga, tsikidoro)
  19. Kalanchoe verticillata (tingotingo)