Joël Rakotomalala

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Joël Rakotomalala dia praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara nanomboka tamin'ny 11 Janoary 1976 hatramin'ny 30 Jolay 1976.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.