Jiro sy Rano Malagasy

Avy amin'i Wikipedia
JIRAMA Mahajanga

Ny Jiro sy Rano Malagasy (izay hafohezina amin' ny hoe JIRAMA na Jirama) dia orinasam-pajakana mamokara aratra sy rano eto Madagasikara. Ao Antananarivo no misy ny foibeny. Mahatratra ay amin' ny 340 000 any ho any ny mpanjifa aratra ao aminy izay miparitaka amin' ny toerana miisa 114, ary miisa 65 ny ivontoerany mpanijara rano. An' ny fitondram-panjakana malagasy manontolo ny vola miasa ao amin' ny Jirama.