Ibrahim Boubacar Keïta

Avy amin'i Wikipedia
Ibrahim Boubacar Keïta

I Ibrahim Boubacar Keïta dia mpitondra fanjakana maliana, teraka tamin' ny 29 Janoary 1945 tao Koutiala ary maty tamin' ny 16 Janoary 2022 tao Bamako, filohan' ny Repoblikan' i Maly hatramin' ny 4 Septambra 2013 ka hatramin' ny 18 Aogositra 2020.

Praiminisitra izy hatramin' ny taona 1994 ka hatramin' ny 2000 ary filohan' ny Antenimieram-pirenena hatramin' ny 2002 ka hatramin' ny 2007

Voafidy ho filohan' ny Repoblika tamin' ny taona 2013 izy, ary lany indray tamin' ny 2018. Nandritra ny fanonganam-panjakana tamin' ny taona 2020, tao anatin' ny hetsi-bahoaka, dia nosamborin' ny miaramila izy, niaraka tamin' ny praiminisitra Boubou Cissé, ary tomponanadraikitra pôlitika ambony maromaro; ao anatin' izany dia niala amin' ny fitondrana izy noho ny fanerena avy amin' ny tafika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]