Aller au contenu

Assimi Goïta

Avy amin'i Wikipedia
Assimi Goïta

I Assimi Goïta dia miaramila sy mpitondra fanjakana maliana teraka tamin' ny taona 9 11 1983[1]. Izy no filohan' ny Comité national pour le salut du peuple nanomboka tamin' ny 19 Aogositra 2020 ka hatramin' ny 18 Janoary 2021 ary lehibem-panjakan' i Maly nanomboka tamin' ny 24 Aogositra hatramin' ny 25 Septambra 2020, taorian' ny fanonganam-panjakana, avy eo filoha lefitry ny Tetezamita nanomboka tamin' ny 25 Septambra 2020. Nijanona ho olo-mahery teo amin’ ilay firenena izy, dia nandray tamin’ ny fomba ôfisialy ny maha filohan’ i Maly azy tamin’ ny Mey 2021, taorian’ ny fanionganam-panjakana vaovao.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. https://www.jeuneafrique.com/personnalites/assimi-goita/