Hierapôlisy

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
TR Pamukkale Hierapolis asv2020-02 img26.jpg

Hierapôlisy (Grika Fahiny: Ἱεράπολις, lit. "Tanàna Masina") dia tanàna grika tranainy hita eo amin'ny loharano mafana any Frigia klasika any atsimo andrefan'i Anatôlia. Mifanakaiky amin'ny Pamukkale maoderina any Torkia ny sisan'izy io ary misy tranombakoka arkeolojika ankehitriny. Ny toerana misy ny Fasan'i Filipo Apostoly.