Hankany amin'ny vontoatiny

Helmut Schmidt

Avy amin'i Wikipedia
Helmut Schmidt
Ankapobeny
AnaranaHelmut Schmidt
Teraka23 Desambra 1918
Toerana-
Maty10 Novambra 2015
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Helmut Heinrich Waldemar Schmidt dia mpanao politika, mpanao asa soratra mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 23 Desambra 1918 tao Hamburg, maty ny 10 Novambra 2015 tao  Hamburg.

Izy no praiminisitry an'ny Repoblika Federalin'i  Alemaina nanomboka ny 1974 ka hatramin'ny 1982.

Praiminisitry ny Alemaina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitry ny Alemaina faha-5 mpandimby
Willy Brandt
1969-1974
Helmut Schmidt
1974-1982
Helmut Kohl
1982-

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Loki Schmidt.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]