Hazandrano
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Hazadrano)
Ny hazandrano dia ny biby miaina anaty rano izay jonoin' ny olona, ka anisan' izany ny trondro, ny makamba, ny orana, ny foza, ny horita, sns. Matetika afangaron' ny olona ny hevitry ny teny hoe trondro sy hazandrano, nefa ny hoe hazandrano dia "anarana iraisan' ny biby fanjono"[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ "Hazandrano" ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), 1986. Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.