Horita (biby)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Horita

Ny horita na orita dia biby manana tanana valo toa mipoitra avy hatrany avy eo amin' ny lohany, miaina an-dranomasina, malemilemy tsy misy taolana nefa ozatina, misy nifiny mitovy amin' ny an' ny boloky.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]