Aller au contenu

Fozan-dranomamy

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fozan-dranomamy

Ny fozan-dranomamy na foza dia biby folo rantsambatana (Decapoda), ka ny roa voalohany dia afaka miketoka toy ny tandra misy nifinifiny. Karazana fozan-dranomamy miisa 1 300 eo ho eo no miparitaka manerana ny faritra manodidina trôpika, ary mitsinjara amina fianakaviana valo.

Foza (Andasibe)

Ny tsingerim-piainan' ny fozan-dranomamy dia fivoarana mivantana izay ahitana ny reny mikarakara ny zanany vitsivitsy, tsy toy ny fozan-dranomasina, izay mamoaka olitra planktônika an' arivony. Izany dia mametra ny fiparitahan' ny foza an-dranomamy, noho izany dia matetika izy ireo dia tsy fahita raha tsy amin' ny faritra kely. Vokany, ampahany betsaka anin' ny karazany no atahorana ho lany tamingana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]